jeudi 13 octobre 2016

Fety !

La Grande Île en fête !


« Fa ny fitiavakoazy no namoizako ny zavatrarehetra,ary mba hahazahoakoan’iKristy, dia ataoko ho fakofako foana ny zavatrarehetra » Filipiana 3,8
« Et même je regarde toutes choses comme une perte, à cause de l'excellence de la connaissance de Jésus-Christ mon Seigneur, pour lequel j'ai renoncé à tout, et je les regarde comme de la boue, afin de gagner Christ »

Efa 60 taona mahery izay no nahatongavan’ny fikambananay eto Madagasikara. Mahavelom-panantenana ny fanirinan’ireo tanora hiditra ato amin’nyfikambanana. Ao ireo efaniroso amin’ny dingam-piofananalalin-dalinamaha relijiozy ary ao ireo tapan-kevitra hiroso amin’nyvoady voalohany. Tamin’ity taona 2016 ity ary dia ireto ireo tanora niroso amin’nydingam-piainana maha relijiozy :
La Grande Ile est en fête en cette mi-août. Nos sœurs de Madagascar, implantées depuis plus de 60 ans ont célébrée le chemin de nombreuses jeunes sœurs :

- Nnirosoamin’ ny maha novisy ny 12 Aogostra 2016. 
- le 12 aout : entrée au noviciat de 5 jeunes : Patricia, Fanja, Hélène, Oly, Onja
-      
Oly, Patricia, Onja, Marie-Charlotte, Fanja, Hélène 


- Ny 14 Aogositra no nanonona ny voady voalohany maha relijiozy.  Tao amin’ny ankohonam-piainana Ambohimanala Antananarivo no nanatanterahana ny fankalazana sy ny fetim-pianakaviana.
- Le 14 août : première profession de Jacqueline, Sabine, Bernadette et Marie entre les mains de Sr Odette

Remise de la croix du Carmel Saint Joseph à Sabine
Prise de voile de Bernadette
     Sabine, Bernadette, (Marie Charlotte,  ) Jacqueline, Marie 

-     




 Fotoan-dehibeahafahan’nymasera eto Madagasikaramihaonaio ka dia nahitanasolon-tenaisaky ny ankohonam-piaianana : Sahambavy Fianarantsoa, Fandriana ary Antsirabe. Ny Ray Aman-dRenin’ireo Masera nanao voady koa tonganiaram-paly. Tao ny lamesa narahina fihetsika, tao koa ny vary bemenaka narahinadihim-pianakaviana ka samy naneho ny hafaliany ny tsirairay.
Les deux communautés d’Ambohimanala accueillaient ces célébrations. Des sœurs d’Antsirabe, Fandriana, Sahambavy les ont rejoint pour l’occasion.
Eucharisties, danses, joies, repas ont rythmé ces belles journées. Rendons grâce !

-          -  - Ny 15 Aogositraindray i Sr Milantonanavao ny voady maha relijiozy. 
- - Le 15 aôut : Milanto a renouvelé ses vœux entre les mains de Sr Lanto
                       

Aucun commentaire: